<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><lyrics>[V1]
 Ny Tompo hajao
 noho ny fahamarinany
 sy ny fahamasinany.
 Matahora Azy re,
 ry vahoaka marobe!
 Ny voninahiny mahagaga.
 He ny heriny sy ny hatsaràny</lyrics>
<title>Ny Tompo hajao AN3</title>
<hymn_number>3</hymn_number>
</song>